Sport

Basket-Ball Hafana ny fihaonan’ny All-Stars Gasy sy ny Csa Rosiana


  • Alakamisy 19 Aprily 2018

Handrasana fatratra ankehitriny ny lalaom-piralahiana eo amin’ny taranja basikety hifanandrianan’ny All-Star du Président Malagasy sy ny ekipa miaramila Rosiana ny Csa St-Petersbourg izay ho tontosaina rahampitso zoma 20 aprily tolakandro ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina.

Ireto avy ireo mpilalao handrafitra ny ekipa Malagasy :

Todimamasiniaina Joianis na Ninnis (Ascb)

Mandimbison Constant F na Fabrice (Gnbc)

Faraalahy Mamonjy M.R na Faralahy (Ascb)

Ravelojaona Tanjona na Tanjona (Ascut)

Ratsimbazafy Lalason na Lalason (Ascut)

Botou Olivier na Olivier (Ascut)

Randriamampionona Elly na Elly (Gnbc)

Kakay Henrico Fermi na Kakay (Cosfa)

Ibrahim Ahmed na Ibrahim (Ascut)

Ratianarivo Livio R. na Livio (Ascb)

Mory Francis Ramakampamonjy  na Mory (Gnbc)

Loubacky Rick-Ley na Ricky (Gnbc)

 

Ireo mpanazatra kosa dia : Ravonimbola Jeannot na Nono (Ascb) sy Randriamanalina Herilanto na Bomba (Ascut)

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT