• Alakamisy 05 Aprily 2018
Sport.Pachamama rugby Mpikambana 7 nitsidika an’i Madagasikara 10 andro

Nitsidika teto Madagasikara nandritra ny 10 andro ireo 7 mirahalahy mpilalao tranainy tao amin’ny ekipam-pirenena frantsay eo amin’ny taranja rugby à XV sady mpikambana ao amin’ny Pachamama rugby mpiara-miasa amin’ny Rcts na Rugby Clus Tanoan’i Soavimasoandro eny Imamba izay misy ny « centre » fitaizana sy fanabeazana ankizy natsangan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Sport.Trophée Barthes U-20 édition 2018 Namibie sy Tonizia no nahery

Tontosa avokoa ny fifaninanana Rugby XV Trophée Barthès 2018 ho an’ny Groupe Nord nisy an’i Tunisie, Sénégal, Côte d’Ivoire ary Maroc sy ny Groupe Sud nahitana an’i Namibie, Madagascar, Kenya ary Zimbabwé.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2018
Sport.Taranja Judo Manomboka mahaliana ny ankizy sy ny tanora

Manomboka mahaliana ireo ankizy sy tanora eto amintsika ny taranja Judo ankehitriny. Sady hahafahana mitaiza vatana mantsy izy no hahafahana mifehy ny fihetseham-po ihany koa saingy mila finiavana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2018
Sport.Kick Boxing – Faha-10 taonan’i Me Francis Lalao 30 no natrehana tamin’ny sabotsy teo

Mpikatroka nahatratra 70 avy amin’ny klioba eto Antananarivo sy Antsirabe ary avy any Moramanga no niatrika an’ireo lalao niisa 30 nalahatry ny mpikarakara tamin’ny fankalazana ny faha-10 taona niangalian’i Me Razafimahatratra Francis ny taranja Kick Boxing (lalaon’ny Cadet 6, junior 15 ary Sénior classe C 9), tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny sabotsy 31 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2018
Sport.« Tournoi de Pâques 2018 3FA » Nanjakan’i Sabotsy Namehana tanteraka

Ny talata 26 martsa ka hatramin’ny alahady 1 aprily 2018 lasa teo no nanatanterahana ny « Tournoi de Pâques 2018 » nokarakarain’ny Club 3FA Avaradrano tarihan’ny filohany, Rakotonirina Harison Philibert, teny amin’ny kianjan’ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny kianja Herisetra Rafanodiana teny Sabotsy Namehana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Sport.« Rugby Top 6 de l’Océan Indien J-3 » Mbola mitarika an’isa ireo klioba Malagasy

Nisaraka ady sahala 20-20 ny FT Manjakaray sy ny Etang Salé RCa avy atsy La Réunion tetsy Mahamasina tamin’ny alahady 01 aprily 2018, teo amin’ny andro faha-3 amin’ny fifaninanana TOP 6 Rugby de l’Océan Indien 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT