- Talata 20 Martsa 2018
Sport.Basket “Coupe du Président” Nanomboka ny sabotsy teo any Toliara ny Play Offs
Natomboka sy nosokafana ofisialy tamin’ny sabotsy 17 martsa teo, tao amin’ny kianja mitafon’i Toliara ka haharitra hatramin’ny alahady 25 martsa ny dingana Play Offs tafiditra eo amin’ny fifaninanana fiadiana ny amboaran’ny filoham-pirenena andiany fahatelo eo amin’ny taranja Basikety Baolina.
Hamaky ny tohiny