- Talata 03 Aprily 2018
Sport.Judo – Tompondakan’i Madagasikara toutes catégories Nisongadina ny fampiharana an’ireo lalàna vaovao
Atleta niisa 368 avy amin’ny klioba 25 anatin’ny ligy 8 eto amin’ny nosy no niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka “toutes categories” ny taranja judo nandritra ny hateloana ka nifarana ny sabotsy 31 martsa teo tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano eto Antananarivo.
Hamaky ny tohiny