Sport

Ramaroson Jean-Michel – FMBB Malagasy Nahazo ny « Executive Master in Sports Governance »


  • Talata 17 Aprily 2018

Niarahaba manokana an’Atoa Ramaroson Jean Michel filohan’ny Federasiona Malagasin’ny Basikety Baolina ny IBF na Fondation Internationale de Basketball noho ny nahazoany avy amin’ny Filohan’ny « Commission des Fédérations Nationales de FIBA Afrique »

 

 sy ireo mpikambana ao amin’ny « membre du conseil de l'IBF » ny diplaoman’ny MAESGO na ny « Executive Master in Sports Governance » izay praograma tokana homena an’ireo matihanin’ny sehatra spaortifa maniry ny hianatra sy handalina ny antsoina hoe : « dimensions complexes et diverses des différentes pratiques internationales liées au sport de haut niveau ».

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT