Sport

Ligue des Champions Matsiatra Ambony Mitarika miaraka ny Zanakala Fc sy ny Fomela Ambalavo


  • Zoma 20 Aprily 2018

Taorian’ny andro faha-3 amin’ny fiadiana ny ho tomponkan’ny baolina kitra na ny “ligue des champions” any Matsiatra Ambony tontosa tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia mitarika vonjimaika manana isa 9 avy ny Zanakala Fc

Fianarantsoa sy ny Fomela Ambalavao. Miabo 15 kosa anefa ny an’iry voalohany raha miabo 3 monja ny an’ny Fomela. Mpampidi-baolina betsaka kosa nahafaty baolina 5 hatreto i Mbola Tovo Eliot n° 10 Zanakala Fc. Hitohy rahampitso 21 sy rahafak’ampitso 22 aprily kosa ny andro faha-4 amin’ity fifanianana ity ka :

Any amin’ny kianjan’Ampasambazaha ny 21/04/18

13:00-ZANAKALA FC # MARIA MAN JAKA FC

15:00-AS JIRAMA # FC B

Kianja Ampasambazaha 22/04/18

13:00-VAS-Y BOAIKELY # SUCA FOOT

15:00-LE RELAIS FC # AKON'AMBATOMENA

Kianja Ambalavao 22/04/18

15:00-FOMELA CLUB # FC LAM

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT