• Sabotsy 24 Martsa 2018
Sport.Ahmad - Filohan’ny CAF Hanana birao fiasana eto Madagasikara

Hanana birao fiasana eto Madagasikara atsy ho atsy ny filohan’ny CAF am-perinasa, Atoa Ahmad, izay efa tonga eto an-toerana herinandro teo ho eo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Martsa 2018
Sport.Lalao rugby faha-35 taonan’ny 3FAI Nahemotra amin’ny fotoana manaraka

Nanambara tamin’ny fampitam-baovao fohy nataony tetsy Tsaralalàna misy ny foiben’ny ekipan’ny 3FAI Ambalavao Isotsy ny alakamisy 22 martsa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Martsa 2018
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy Rabemananjara Alban na i Bàbà Fanaovana ny tsara no mahomby eo amin’ny fanatanjahantena

Iray amin’ireo kintan’ny Fanatanjahantena ao an-tanànan’i Mahajanga indray no tafaresaka tamin’ny gazety Tia Tanindrazana tamin’ny fotoana nandalovana tany an-toerana farany (18 martsa 2018) dia Rabemananjara Alban mpilalao baolina kitra kalaza tamin’ny fotoanandrony ka hotaterina aminao eto ny mikasika azy, araka ny fanazavana nomeny tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Sport.Basket-ball Malagasy Raikitra ny “Challenge FIBA 3x3” U 18

Nambaran’ny FMBB sy ny mpikarakara ny FIBA 3x3 eto Madagasikara tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena omaly alakamisy 22 martsa fa hotanterahina ny 6 sy 7 aprily ho avy izao ny “Challenge FIBA 3x3” sokajy U 18.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Martsa 2018
Sport.Rallye Malagasy FSAM Lany ho filoha faninefany i Jimmy Rakotofiringa

Tontosa omaly alarobia 21 martsa 2018 tao amin’ny foiben-toerany tetsy Ambodifilao ny fifidianana izay ho filoha vaovaon’ny FSAM na Federation du sport Automobile de Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2018
Sport.Rakotomamonjy Neypatraiky André sy ny kitra Malagasy Aleo hilamina sy hanaja rafitra mba hampandrosoana azy

Marina fa tonga teto amintsika ny solontenan’ny FIFA sy CAF, hoy Rakotomamonjy Neypatraiky André, mpikambana eo anivon’ny CE-n’ny FMF na Federasiona Malagasin’ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
FTT