Sport

Akon’ny lalao Cjsoi any Djibouti


  • Zoma 27 Aprily 2018

Atletisma Nandrombaka medaly volamena ny atleta zatovovavy Malagasy teo amin’ny taranja atletisma hazakazaka nifampitohy tamin’ny alarobia 25 aprily teo tao amin’ny kianja Gouled.




I Madagascar sy La Réunion no hiatrika ny lalao famaranana amin’ny taranja baolina kitra amin’ny fifaninanana Cjsoi 2018 tontosaina ao amin’ny kianja  Stade national El Hadj Hassan Gouled    any Djibouti rahampitso sabotsy 28 aprily 2018. I La Réunion nandresy an’i Djibouti 2-0 teo amin’ny 1/2-dalana ary i Madagasikra nanilka an’i Comores 1-0 teo amin’izay manasa-dalana izay ihany.
Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT