• Alakamisy 12 Aprily 2018
Sport.Rugby « Coupe Analamanga » Etsy Mahamasina ny famaranana

Noho ny fanajana sy fiaraha-mientana tamin’ny lalao iraisam-pirenena teo amin’ny taranja rugby notontosaina teto amintsika tao ho ao, ny “Top 6 de l’Océan Indien”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Sport.Baolina kitra « Ligue 1 » Analamanga Lavon’i Mama Fc 2-1 ny Cospn

Tontosa omaly alarobia 11 aprily 2018 teny amin’ny kianjan’i Carion sy tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina niaraka ny andro faha-11 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra eto Analamanga sokajy « ligue 1 ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Sport.Klioba Lomano St Michel Nahatontosa ny « Vive l’Avenir » andiany faha-8

Toy ny fanaon’izy ireo isan-taona dia nanatanteraka ny hetsika lomano « Vive l’Avenir » andiany faha-8 tetsy amin’ny dobo filomosana ANS Ampefiloha nandritra ny roa andro, ny sabotsy 7 sy alahady 8 aprily 2018 lasa teo ny klioba Lomano St Michel Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Sport.ASIEF Nosokafana ofisialy ny taom-pilalaovana 2018

Na dia efa nanomboka 2 volana teo ho eo aza ny fifaninanana ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires) solon’ny ASOIMI teo aloha, dia ny sabotsy 7 aprily teo, teto Analamanga teny amin’ny kianja HJRA Ampefiloha, no nanokafana manetriketrika tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2018 ho azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Sport.Mafibe No Drug – Ong Ny Sahy Ny Rca Ambatobe no nandroaka ny omby

Ny ekipan’ny Rca avy eny Ambatobe tamin’ireo ekipa 8 nandray anjara (Ajs Tsarahonenana, As B52 Ankadindramamy, As Jayah Ambanivato, Ass Soamanandrariny, Cousin Sports Ambohimahitsy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Sport.Rugby Top 6 de l’Océan Indien 2018 Lavon’ny Ftm Manjakaray ny Curpipe Maurice

Taorian’ny ady sahala 20-20 nifanaovany tamin’ny Etang Salé Rugby Club avy atsy La Réunion tamin’ny andro faha-3 notontosaina ny 01 aprily teo tetsy Mahamasina dia nitohy indray ny fahombiazan’ny ekipa Malagasy, ny Ftm Manjakaray eo amin’ny fifaninanana lalao rugby Top 6 de l’Océan Indien ka ny alahady teo tetsy Mahamasina ihany dia lavony tamin’ny 56-16 ny Highlan Blues Curpipe Starlight avy atsy Maurice.

Hamaky ny tohiny
FTT