Sport

Cosafa Cup 2018 25 ireo mpilalaon’ny Barea voafidy


  • Alakamisy 26 Aprily 2018

25 no isan’ireo Barean’i Madagasikara handray anjara amin’ny fifaninanana Cosafa Cup hotanterahina any Afrika Atsimo ny 27 mey ka hatramin’ny 09 jona ho avy izao.

 

 Hanomboka ny fampivondronana eny amin’ny Ivontoeram-panofanana eny Carion izy ireo ny 14 mey ho avy izao ary hitoetra etsy amin’ny Motel de Tanà Anosibe manomboka ny 20 mey ka hanohy ny fanazantena etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina mialoha ny hiaingan’izy ireo ho any Afrika Atsimo. Ho mpanara-maso an’ity ekipa ity ny mpanazatran’ny Barea, René Dupuis, hifidianany an’ireo mpilalao avy eto an-toerana hanatevenana ny Barea avy any ivelany. Ho mpanazatra an’ity Barea Cosafa 2018 ity kosa i Franklin Andriamanarivo hotronin’ny mpanazatra mpanampy Razafindrakoto Mamisoa sy ny « préparateur physique », Amada Abdou ary ny mpanazatra ny mpiandry harato, Lova, ny dokotera, Andriamanalina Tsiory ary ny Kinesitherapeute, Kasy Jean Robert.

Lisitr’ireo mpilalao 25 :

01 -Jean de Dieu Randrianasolo - Mpiandry harato (Cnaps Itasy)

02-Andoniaina Rakotoson - Mpiandry harato (Elgeco Plus Analamanga)

03-Andrinirina Rajomazandry - Mpiandry harato (Jet Mada Itasy)

04-Sandratriniaina Tobisoa Njakanirina - Vodilaharana havanana (Cnaps Itasy)

05-Mario Bakary - Vodilaharana havia (Fosa Juniors Boeny)

06-Ronald Rajaonarivelo - Vodilaharana havia (Cnaps Itasy)

07-Roger Théodin - Vodilaharana (Fosa Juniors Boeny)

08-Alain Johny Rafelambolasoa - Vodilaharana (Elgeco Plus Analamanga)

09-Andoniaina Andrianavalona Rakotondrazaka - Vodilaharana (Cnaps Itasy)

10- Andriamirado Aro Hasina Andraianarimanana - Irakiraka (Fosa Junior Boeny)

11-Jean Romario Baggio Rakotoarisoa - Irakiraka (Fosa Juniors Boeny)

12-Tsiry Mirado Anjaratiana Razafindrasata - Irakiraka (Jet Mada Itasy)

13-Fetraniaina Michael Rabeson - Irakiraka (Cnaps Itasy)

14-Tokifandresena Rojolalaina Andriamanjato - Lohalaharana (Ajesaia Bongolava)

15-Jean Claude Marobe - Irakiraka (Fosa Juniors Boeny)

16-Safidy Rafenoarisoa - Irakiraka mpanafika (Elgeco Plus Analamanga)

17-Lalaina Jacquot Manampisoa - Irakiraka (Fosa Juniors Boeny)

18-Jaotombo Bourahim - Irakiraka mpanafika (Cnaps Itasy)

19-Lakrisy - Mpanafika (Ajesaia Bongolava)

20-Angelo Andréas Andrianantenaina - Mpanafika (As Adema Analamanga)

21-Pascal Razakanantenaina - Vodilaharana (France)

22-Marco Lemaharitra -Irakiraka mpanafika (Avy any Ivelany)

23-Zotsara Randriambololona -Irakiraka Mpanafika (Avy any ivelany)

24-Carolus Charles Andriamahitsinoro - Irakiraka mpiaro sady vodilaharana (Avy any ivelany)

25-Faneva Ima Andriantsima - Mpanafika (Avy any ivelany)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

-

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT