- Alatsinainy 07 Mey 2018
Sport.Famaranana Basket N1 B Tompondakan’i Madagasikara 2018 ny ECBBA
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2018 amin’ny taranja Basikety sokajy N1 B ny ekipan’ny ECBBA Analamanga. Resin’izy ireo tamin’ny isa nazava 78-66 omaly tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny ekipan’ny As Fanalamanga Alaotra Mangoro.
Hamaky ny tohiny