• Alatsinainy 23 Aprily 2018
Sport.Kianja sentetika Vontovorona Montsan’ny CNaPS Sport 9-1 ny A.E Ramassa

Montsan’ny CNaPS Sport Madagasikara 9-1 ny A.E Ramassa ekipa diviziona faha-3 avy any Espagne omaly alahady 22 aprily teny amin’ny kianja sentetika teny Vontovorona, tamin’ny lalao baolina kitra ara-pirahahiana hoan’ny Tanjon’ny Fampandrosoana Lovain-jafy faha-16.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Sport.Jeux Corporatifs "Lalaon'Iarivo" Samy nibata amboara 3 avy ny CNaPS sy ny Meeh

Tontosa ny sabotsy 21 sy omaly alahady 22 aprily 2018 teny Mahamasina ny Jeux Corporatifs “Lalaon’Iarivo” andiany voalohany nokarakarain’ny Kaominin’Antananarivo-Renivohitra. Ireto avy ny ekipa nibata ny amboara :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Sport.Basket Tompondaka rejionalin’Analamanga Lavon’ny Dream Team Analamanga ny Ecbba Atsimondrano

Noho ny praograman’asa voasoritry ny ligy izay tantanako amin’ny fanatanterahana ny fanapariahana ny lalao basikety any amin’ny seksiona manodidina, hoy ny filohan’ny ligin’ny basikety eto Analamanga, Rasolomalala Fidy,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Aprily 2018
Sport.Basket All-Stars du Président Lavon’ny Malagasy tamin’ny moka fohy ny Rosiana

Lavon’ny All-Stars Gasy tamin’ny moka fohy 74-73 omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny Csa Rosiana na dia efa nitarika an’isa hatrany amin’ny “1er quart temps 15-23 sy teo am-pialan-tsasatra 36-48 aza.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Aprily 2018
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy

Max Randriantefy “Hajaiko hatramin’ny farany ny maha-Malagasy ahy”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Sport.Lalaon’Iarivo andiany voalohany Ekipa 147 avy amin’ny orinasa 40 no handray anjara

Fantatra tao amin’ny dinika ara-teknika notontosaina tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny alarobia 18 aprily lasa teo fa ekipa miisa 147 avy amina orinasa manodidina ny 40 latsaka kely any ho any no handray anjara amin’ilay “jeux corporatifs” karakarain’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra nampitondrainy ny anarana hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT