• Zoma 20 Aprily 2018
Sport.Ligue des Champions Matsiatra Ambony Mitarika miaraka ny Zanakala Fc sy ny Fomela Ambalavo

Taorian’ny andro faha-3 amin’ny fiadiana ny ho tomponkan’ny baolina kitra na ny “ligue des champions” any Matsiatra Ambony tontosa tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia mitarika vonjimaika manana isa 9 avy ny Zanakala Fc

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aprily 2018
Sport.Amboaran`ny CAF Nandresy fa tsy tafita ny Fosa Juniors

Na dia nandavo ny Aduana Stars avy any Ghana tamin`ny isa 2 noho 1 aza ny Fosa Juniors tany amin’ny Kianja Rabemananjara Mahajanga omaly, nandritra ny fihaonana miverina teo amin`ny lalao 1/16n-dalana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aprily 2018
Sport.Basket-Ball Hafana ny fihaonan’ny All-Stars Gasy sy ny Csa Rosiana

Handrasana fatratra ankehitriny ny lalaom-piralahiana eo amin’ny taranja basikety hifanandrianan’ny All-Star du Président Malagasy sy ny ekipa miaramila Rosiana ny Csa St-Petersbourg izay ho tontosaina rahampitso zoma 20 aprily tolakandro ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2018
Sport.Ramaroson Jean-Michel – FMBB Malagasy Nahazo ny « Executive Master in Sports Governance »

Niarahaba manokana an’Atoa Ramaroson Jean Michel filohan’ny Federasiona Malagasin’ny Basikety Baolina ny IBF na Fondation Internationale de Basketball noho ny nahazoany avy amin’ny Filohan’ny « Commission des Fédérations Nationales de FIBA Afrique »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2018
Sport.CNaPS Sport Madagasikara Handray ny A.E RAMASSA avy any Barcelone

Handray ny ekipan’ny A.E RAMASSA avy any Barcelone.Espagne amin’ny lalaom-piralahiana hifanaovana eo amin’ny taranja baolina kitra eny amin’ny « complexe sportif » eny Vontovorona ny alahady faha-22 aprily ho avy izao ny ekipa tompondakan’i Madagasikara, ny CNaPS Sport Itasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2018
Sport.Baolina kitra - FMF Filohana ligy 12 mangataka fivoriam-be tsy ara-potoana

Nandefa taratasy any amin’ny filohan’ny CAF Ahmad mba hahafahan’ity farany mampiantso fivoriambe tsy ara-potoan’ny federasiona Malagasin’ny baolina kitra ny filohana ligy miisa 12.Anton’izany fivoriana izany,

Hamaky ny tohiny
FTT