Sport

Rugby Seksiona Avaradrano Ny XV TEXAS no nandroaka ny omby midôla


  • Alatsinainy 07 Mey 2018

Voahosotra ho tompondaka 2017 sokajy D-1 eny amin’ny seksion’ny rugby Avaradrano, ny ekipan’ny XV TEXAS Ambatomainty ka nandroaka ny omby midôla (midola trafo) nivoaka ny kianja Makis teny Andohatapenaka omaly alahady 06 mey rehefa nandresy ny ATM Manjakaray tamin’ny isa 33-17.

 

 Ny omby midola iray hafa kosa dia ny ekipa vehivavin’i Sabotsy Namehana no nahazo azy raha nandavo ny vehivavin’ny Espoir Manjakaray 13-06 teo amin’ny Rugby à 7. Ny omby mifahy  farany kosa dia lasan’ny FBM Bemasoandro nandresy ny AFA Ambohimanarina 10-3 teo amin’ny lalao fihantsiana sokajy “Elite régionale”. Ny voka-dalao 2 hafa narahina teo Andohatapenaka omaly dia ny 1/4-dalan’ny sokajy D-2 (2017) eny Avaradrano ihany : Rcda 8 – 6 Atm ; Ftm II Manjakaray 10 – 05 Trc Sab Nam.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT