Sport

Ligue des champions Matsiatra Ambony Mbola mitarika an’isa ny Fc Zanakala


  • Talata 08 Mey 2018

Tontosa tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo (5 sy 6 mey 2018) tao Ampasambazaha sy ny tany Ambalavao ny andro faha-6 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra any Matsiatra Ambony na ny « Ligue des champions 2018 Matsiatra Ambony

 

 : Fc b 4 – 2 Maria ManjakaFc ;  Akon’Ambatomena 1 – 1 As Jirama ;  Vas-Y Boaikely 1 – 1 FcLam ;  Le Relais Fc 0 – 1 Fomela Club ;  Suca Foot Zanakala Fc 0 – 2. Mbola mitarika an’isa, araka izany, manana isa 18 ny Zanakala Fc arahin’ny Fomela manana isa 14 raha 13 no isan’ny ekipa mitana ny laharana faha-3 dia ny Fcbary 11 kosa ny an’ny mitana ny laharana faha-4 dia ny Akon’Ambatomena. Mbola i Mbola Tovo Elio Alexis mpilalao n° 10 an’ny Zanakala Fc Fianarantsoa ihany koa no mitana ny laharan’ny mpampidi-baolina be indrindra hatreto (baolina 07). Amin’ny sabotsy 12 sy alahady 13 mey izao no hanatontosana ny andro faha-7 amin’ity fifaninanana ity ao Ampasambazaha sy any amin’ny kianjan’Ambalavao hatrany.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT