• Alakamisy 26 Aprily 2018
Sport.Ahmad – filohan’ny CAF Nahazo “Docteur Honoris Causa” tany Ghana

Nosaloran’ny University Professional Studies Accra (UPSA) any Ghana ny mariboninahitra ambony Docteur Honoris Causa ny filohan’ny CAF, ilay teratany Malagasy Ahmad.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Sport.Cosafa Cup 2018 25 ireo mpilalaon’ny Barea voafidy

25 no isan’ireo Barean’i Madagasikara handray anjara amin’ny fifaninanana Cosafa Cup hotanterahina any Afrika Atsimo ny 27 mey ka hatramin’ny 09 jona ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Sport.Journée Internationale du Football et de l’amitié Nanamarika izany tetsy Amparibe i Madagasikara

Nanamarika ny andro iraisam-pirenena « jourrnée Internationale du Football de l’amitié » niaraka tamin’ireo firenena miisa 211 mandray anjara amin’ny tetikasa Football For Friendship 2018 karakarain’ny orinasa Gazprom any Rosia i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Sport.Baolina kitra D-1 tompondakan’Amoron’i Mania Hiditra amin’ny dingana faharoa ny fifaninanana

Vita soa amantsara, hoy ny filohany Randriantsoaniaina Nirilanto na Dona, ny dingana voalohany tamin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra any Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aprily 2018
Sport.Baolina kitra Cjsoi any Djibouti Hihaona amin’ny Seychelles i Madagascar anio

Raha tamin’ny zoma 20 aprily teo no nanaovana ny fotoam-panokafana ny lalao andiany faha-11 amin’ny Cjsoi tao amin’ny kianja Gouled any Djibouti izay hanatanterahana ny hetsika hatramin’ny faha-28 aprily ho avy izao ka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aprily 2018
Sport.Champions League Matsiatra Ambony Hifanandrina amin’ny andro faha-5 ny Zanakala Fc sy Fc Lam

Mbola mitarika amin’ny isa 12 ny ekipan’ny Zanakala Fc arahan’ny Fomela isa 10, ny Fc Lam isa 08 ary ny Akon’Ambatomena isa 07,

Hamaky ny tohiny
FTT