Sport

AT2B Andraisoro 10 taona Natomboka ofisialy tamin’ny sabotsy teo


  • Talata 15 Mey 2018

Enin-kaja enim-boninahitra ny AT2B na Andraisoro Tia Basket-Ball tamin’ny fanombohana ofisialy ny fanamarihana ny faha-10 taonan’izy ireo, ny sabotsy teo teny amin’ny kianja filalaovana baskety teny Andraisoro nasiam-panavaozana tanteraka niaraka tamin’ny Otiv

 

Tanà Agence Vonjy fa notronin’ny lehiben’ny Faritra Analamanga, Ndranto Razakamanarina, nivantana. Tonga dia vavany moa ireo lalao basikety tamin’izany ny andro sabotsy 12 sy omaly alahady 13 mey  izay nahazoam-bokatra toy izao :

U 12 : Bcf 29 – 19 At2b ; Tanà Shooters 26–19 Dream Team

U 18 : Astar 27 – 74 Dream Team ; Bad Team 41 – 51 Tanà Shooters

Vét lehilahy : At2b 74–71 Astar

Vét vehivavy : Mmbc 63 – 28 Akanjo

Sénior lehilahy : At2b 1 vs Fcb (haverina noho ny orana) ; Mb2All 79 – 76 Ztma Sôla ; Bad Team 47 – 68 Ambb

Sénior vehivavy : Fanatic 42 – 48 Mb2All 

Marihina fa amin’ny 4 aogositra 2018 no fitohizan’ny hetsika eny Andraisoro. 

 

Ntsoavina Evariste


 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT