• Alatsinainy 30 Aprily 2018
Sport.Baolina kitra Analamanga andro faha-15 Ady goavana ny an’ny As Adema sy Fosa Juniors Tanà rahampitso

Amin’ny maha andro tsy fiasana ny rahampitso talata 1 mey dia hisy ny fanatanterahana ny andro faha-15 eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga taranja baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Sport.Cjsoi Football 2018 Resin’i La Réunion tamin’ny tir aux buts 6-5 i Madagasikara

Nikatona ny sabotsy 28 aprily teo tany Djibouti ny lalaon’ny CJSOI andiany faha-11.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy Rabe Samuel Jean Jacques René na i Néné kely Niantoka ny fiainako manontolo ny baolina kitra

Hiverina kely eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra indray ny eto amin’ny pejin’ny Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy amin’ity sabotsy 28 aprily ity ka hampahafantatra fohifohy tamin’ny resaka nifanaovana taminy an-dRabe Samuel Jean Jacques René na i Néné kely na Ramaître koa ho an’ny mpifanerasera aminy, lohalarana kalaza teo amin’ny fanaovana “ciseau” rehefa mamono baolina”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Sport.Championnat National N1B Hommes 2018 Anio hariva ny lanonam-panokafana

Hanomboka anio sabotsy marainan’ny 28 aprily etsy Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja basikety baolina sokajy N 1 B lehilahy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Sport.Akon’ny lalao Cjsoi any Djibouti

Atletisma Nandrombaka medaly volamena ny atleta zatovovavy Malagasy teo amin’ny taranja atletisma hazakazaka nifampitohy tamin’ny alarobia 25 aprily teo tao amin’ny kianja Gouled.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Sport.Baolina kitra Analamanga Resy fanindroany indray ny As Adema

Noho ny nanatanterahan’ny kaominina Antananarivo-Renivohitra ny hetsika « lalaon’Iarivo » tamin’ny farany herinandro teo dia tany amin’ny kianjan’i Carion avokoa no notontosaina ireo lalao tafiditra amin’ny andro faha-13 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra eto Analamanga ny faran’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT