• Alakamisy 03 Mey 2018
Sport.Baolina kitra Analamanga Tompondaka indray ny Elgeco Plus

Nahazoana vokatra :ny andro faha-15 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga eo amin’ny taranja baolina kitra notontosaina omaly alarobia 02

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Basikety Tompondaka nasionaly N1 B 2018 Hotontosaina anio alakamisy 03 mey ireo 1.8-ndalana

Hotontosaina anio alakamisy 03 mey 2018 etsy amin’ny kianja ivelany sy ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ireo lalao 1/8-ndalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja Basikety baolina 2018 sokajy N1 B.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Sport.Rugby à XV hetsika 1 mey XV Centre sy ny Scb ary ny Cnaps rugby no nandroaka ny omby 3

Lalao famaranana 3 nokarakarain’ny FTMR tarihan’i Nainabe na Rakotondrafara Jean Heriniaina ka niadiana omby avy no notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka tamin’ny talata 01 mey 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Sport.Famaranana ny Champions League UEFA 2018 Liverpool sy Real Madrid no hifanandrina

Resin’ny As Roma Italianina 4-2 ny ekipan’ny Liverpool Fc Anglisy tamin’ny manasa-dalana miverina notontosaina tany Italie omaly alarobia 02 mey alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2018
Sport.Champions League Hiatrika famaranana indray ny Real Madrid

Nampangitakitaka ny lalao manasa-dalan’ny champions league halina; nisaraka ady sahala 2 no 2 ny Bayern Munich sy ny Real Madrid..tafiakatra amin’ny lalao famaranana fanintelony misesy, indray izany ny ekipan-dry Ronaldo .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Sport.Basikety Tompondaka nasionaly N1 B Andro faha-3 ny anio alatsinainy 30 aprily 2018

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny sabotsy 28 aprily teo tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 taranja Basikety Baolina sokajy N1 B izay haharitra hatramin’ny faha-6 mey izao.

Hamaky ny tohiny
FTT