Sport

Baolina kitra vehivavy “Division Elite 2018” Tontosa omaly alarobia 15 mey ny andro faha-2


  • Alakamisy 17 Mey 2018

Tontosa tao amin’ny kianja Velodrôme Antsirabe omaly alarobia 16 mey 2018 ireo lalao tafiditra amin’ny andro faha-2 ho an’ny fifaninanana baolina kitra vehivavy “Division Elite 2018”. Lalao 4 toy ny tamin’ny andro voalohany no tontosa.

 


Vokatry ny andro faha-2 omaly alarobia 16 mey :

Ascuf Matsiatra Ambony 2 – 1 Comato Atsimo Andrefana

Mifa Analamanga 0 – 1 Askam Itasy

Prescoi Vakinankaratra 1 – 2 Sab Nam Analamanga

Asot Analamanga 1 – 0 Som Boeny

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT