Sport

Ligin’ny baolina kitra Analamanga Hatolotra amin’ny sabotsy 19 mey ireo amboara


  • Alakamisy 17 Mey 2018

Raha nahatontosa ny andro faha-8 teny amin’ny kianjan’Alarobia ny fifaninanany ny sokajy ligue 2 eto amin’ny ligin’Analamanga ny sabotsy 12

 

 mety lasa teo ka nahazoana ny vokatra : As St Michel 1  - 3 Ct Tfc ;  Fosa Juniors Espoir 3 – 1 Etoile Bleue ; Five Fc 3 – 2 Disciples ;  Cffa 0 – 1 Elgeco Plus ; dia somary hiato kely ny fifaninanana amin’ity herinandro ity fa hisy ny lanonam-pamaranana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligue 1 ao anatin’ny andro faha-18 ho tontosaina ny zoma 19 sy sabotsy 20 mey any Carion sy etsy Mahamasina.  Nambaran-dry zareo tompon’andraikitra ao amin’ity ligy ity fa amin’ny andro sabotsy 19 mey etsy Mahamasina no hanolorana an’ireo amboara rehetra fanolotra amin’ny fifaninanana tahaka itony.

Zoma 18 mey 2018

Mahamasina :10:00-Tanà Formation # Cospn ;  12:00-Cosfa # Fosa Juniors Tanà ;  14:00-Uscafoot # As Adema

Carion : 10:00-Mama Fc # Mi 20

Sabotsy 19 mey 2018

Mahamasina : 14:00-Elgeco Plus # Cnaps Sport Tanà

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT