Sport

« Orange Kitra Inter-Instituts » Eny Andohalo indray no fotoana rahampitso


  • Zoma 18 Mey 2018

Mialoha ny lanonam-pamaranana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga sokajy ligue 1 eo amin’ny taranja baolina kitra, hotontosaina etsy Mahamasina rahampitso sabotsy 19 mey tolakandro aorian’ny fihaonan’ny Elgeco Plus sy ny Cnaps Sport Tanà,



 
no hanatontosana ny andro faha-3 amin’ny fifaninanana baolina kitra lalaovin’olona 6 hifanandrinan'ireo ivontoeram-pampianarana ambony eto Antananarivo eny amin’ny kianja sentetika eny Andohalo amin’ny maraina manomboka amin'ny 8 ora maraina.

Fandaharan-dalao ho hita amin’izany :
08 :00-E-MEDIA # IUM ; ISCAM # IMGAM ; ISSGIE # IFAGI ; CNTEMAD # UPH ; ICCAME # ESSCA ; ESD # USM ; IST # CNTEMAD ;  E-MEDIA # ESSCA ; ESCAME # ESPA ; USM # ISGIE ; IMGAM # IST ; USM # ITS ; ICAME # E-MEDIA ; UPH # ST

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT