Sport

Rugby faha-35 taonan’ny 3FAI Raikitra ny andiana manasa-dalana faha-2


  • Zoma 18 Mey 2018

Raikitra fa hotontosaina amin’ny alahady 20 mey izao ny andiany faha-2 amin’ireo manasa-dalana amin’ny lalao rugby fanamarihana ny faha-35 taonan’ny fileovana 3FAI Ambalavao Isotry.

  Toy ny tamin’ny andiany voalohany dia hisantatra ny manasa-dalana ny fihaonan’ny ao amin’ny D-1 Elite II :

11:00-Fbm Bemasoandro # Hiza 17 Angarangarana

1/2-dalana D-1 Elite I

13:30-Tfa Anatihazo # Usa Ankadifotsy

15:00-Tam Anosibe # Ftm Manjakaray

Marihina fa efa miandry an’izay mpandresy eo hihaona amin’ny lalao famaranana ny Ftat D-1 elite II sy ny Uscar ary ny Tfma D-1 elite I boaty sy kartie.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT