- Alatsinainy 07 Mey 2018
Sport.Kick Boxing Seksiona Antananarivo Renivohitra Natomboka tamin’ny sabotsy 5 aprily ny fiadiana ny ho tompondaka
Natomboka tamin’ny sabotsy 5 aprily teo, tao amin’ny “dojo Cospn” Mahamasina, ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny seksion’ny taranja kick boxing eto Antananarivo Renivohitra 2018 tarihan’ny filohany Ralijaona Léon.
Hamaky ny tohiny