Sport

Champions League UEFA Hotontosaina anio alina any Ukraine ny famaranana


  • Sabotsy 26 Mey 2018

Anio sabotsy 26 mey 2018 alina manomboka amin’ny 10 ora latsaka fahefany ora eto Madagasikara no hantanterahana any amin’ny kianja olimpikan’i Kiev any

 

Ukraine ny lalao famaranan’ny “Champions League UEFA 2017-2018” andiany faha-63. Hifanandrina amin’izany ny Real Madrid Espagne misy an’i Cristiano Ronaldo sy ny Liverpool Fc Angleterre misy an’i Salah. Hanala vela ny faharesena tamin’ny taona 1981 ny Real Madrid amin’ity lalao ity.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT