Basikety N1 B vehivavy sy U 20 zatovolahy Miditra amin’ny lalao 1

8-ndalana anio ny U 20 lehilahy


  • Alakamisy 24 Mey 2018


 

Raha hiala sasatra kely anio alakamisy 24 mey ireo ekipa vehivavy N1B mandray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka 2018 tontosaina any Toamasina dia hiditra amin’ny dingan’ny 1/8-ndalana kosa ny eo amin’ny sokajy U 20 lehilahy araka izao fandaharana manaraka izao :

8:00- MB2ALL Analamanga  # CBBT Analamanga
9:30-ANKARATRA Vakinakaratra  #  FANDRASA Haute Matsiatra
14:00-ABBS Analanjirofo  # ASCUT Atsinanana
18:00-COSPN2 Atsinanana  # MEGA Atsinanana

Toy izao kosa ny ampaham-bokatra azo teo amin’ny andro faha-5 notontosaina omaly alarobia 23 mey 2018 :

N1B Vehivavy
VBCM Betsiboka # ASCUT Atsinanana  (36-66)
ABBS Analanjirofo # CRJS Atsinanana  (67-56)
AS EMMA Haute Matsiatra # ANKARATRA Vakinakaratra  (38-63)

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT