- Zoma 01 Jona 2018
Sport.Ligin’ny baolina kitra Amoron’i Mania Ny FC AZ Fandriana no tompondaka 2018
Tontosa tamin’ny 27 mey 2018 teo ny fiadiana izay ho tompondakan’ny ligin’Amoron’i Mania eo amin’ny baolina kitra ka nihaonan'ny FC Bemaha Soavina sy FC AZ Fandriana.
Hamaky ny tohiny