Sport

Baolina kitra - Ligin’Analamanga Hisy indray fanolorana amboara anio sabotsy


  • Sabotsy 26 Mey 2018

Taorian’ny fiafaran’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga eo amin’ny baolina kitra sokajy D-1 ka nanolorana niavaka ny amboara hoan’ny ekipan’ny Elgeco Plus tamin’ny sabotsy heriny teo, 19 mey 2018 tetsy

Mahamasina dia mitohy hatrany kosa ny fifaninana hoan’ny sokajy D-2 ka miditra eo amin’ny andro faha-9 amin’ity sabotsy 26 sy rahampitso alahady 27 mey 2018 izay ho tontosaina any Carion sy etsy Mahamasina.

Fa etsy amin’ny kianja sentetika Andohalo kosa dia ho tontosaina anio sabotsy 26 mey ny dingana famaranana amin’ny baolina kitra lalaovin’olona 6 ny “Orange kitra Inter-Instituts” ka hisy indray ny fanolorana amboara hiavaka toy izay niseho tamin’ny heriny.

Fandaharana 1/4 –dalana hanomboka amin’ny 8 ora maraina :

Aceem # Imgam  ;  Ium # Esd  ;  Its # Icame  ;  Iscam # Espa

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT