Sport

Basket School Tournament 3 x 3 Fantatra ireo ekipa tafita tao amin’ny Zone 1


  • Talata 29 Mey 2018

Taorian’ireo lalao notanterahina tamin’ny sabotsy teo tetsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina dia fantatra avokoa ireo ekipa isaky ny sokajy tafita avy amin’ny Zone 1 hiatrika amin’ny dingan’ny famaranana hotontosaina amin’ny 16 jona izao ao amin’ny Kolejy St Michel Amparibe.

U 15 Zazavavy :
1- EPP Analamahitsy
2- Akamasoa
3- Saint Joseph Mahamasina
4- Collège de France

U18 Zatovovavy :
1- Akamasoa 1
2- Collège de France
3- Akamasoa 2
4- Saint Joseph Mahamasina

U15 Zazalahy :
1- Saint Michel Amparibe
2- IEF Aceem Andravoahangy
3- LSFA Anosivavaka
4- Le Petit Pré
5- Sainte Famille Mahamasina
6- Diadema 1

U18 Zatovolahy :
1- Sainte Famille Mahamasina
2- Collège de France
3- Arcade Ambohimanarina
4- Saint Michel Amparibe
5- Sainte Famille Mahamasina
6- La Farandole

Marihana fa amin’ny sabotsy 02 jona izao no hanatanterahana ny fifaninanan’ny Zone 2 ao amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina ihany ka hifanandrinan’ireo sekoly 14 hafa indray.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT