Sport

Ligin’ny baolina kitra Amoron’i Mania Ny FC AZ Fandriana no tompondaka 2018


  • Zoma 01 Jona 2018

Tontosa tamin’ny 27 mey 2018 teo ny fiadiana izay ho tompondakan’ny ligin’Amoron’i Mania eo amin’ny baolina kitra ka nihaonan'ny FC Bemaha Soavina sy FC AZ Fandriana.

 

 Nivoaka  ho mpandresy 2 - 0 ny FC AZ Fandriana. Izy ireo no hisolotena an’ity ligy ity amin’ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly. Mbola mandray anjara amin’ny Telma Coupe ihany  koa ny FC AZ Fandriana miaraka amin’ny ekipa telo hafa dia : ny FC Varatraza Sandrandahy, Boca Junior Fandriana ary FC Jofama Ambositra. Ireo no hiaro ny voninahitry ny Faritra amin’ny sehatra nasionaly.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT