- Alatsinainy 14 Mey 2018
Sport.Hetsika 35 taonan’ny 3Fai rugby Ny Uscar boaty sy Tfma Flesy kartie no tafita voalohany
Natomboka omaly alahady 13 mey tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny hetsika fanamarihan’ny fileovana 3Fai rugby ny faha-35 taona niorenany. Fantatra fa ny ekipan’ny Uscar eo amin’ny boaty sy ny Tfma Flesy Ankasina eo amin’ny kartie no tafita voalohany avy amin’ny lalao famaranana rehefa samy nandresy avy ny Uasc (37-35) sy ny XV Family (21-11) teo amin’ny lalao 1/2-dalana.
Hamaky ny tohiny