- Zoma 08 Jona 2018
Sport.Basikety tompondaka nasionaly N 1 A vavy sy lahy Any Mahajanga ny dingana 1 manomboka anio
Ho tontosaina any Mahajanga, ao amin’ny “Complexe Sportif” Mahajanga sy ny kianja mitafon’i Mahajanga taloha manomboka anio zoma 8 jona ka hatramin’ny alahady 17 jona 2018 izao ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny taranja basikety baolina sokajy vehivavy sy lehilahy.
Hamaky ny tohiny