Sport

Baolina kitra any Matsiatra Ambony Nifarana ny dingana voalohany amin’ny tompondaka


  • Alakamisy 31 Mey 2018

Vita tamin’ny alahady 27 mey teo ny dingana voalohany teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra Matsiatra ambony ka nahazoana ny vokatra : As Jirama 1 – 1 Vas-Y Boaikely ; Zanakala Fc 4 -1 Akon’Ambatomena ; Fc Lam 1 – 2 Le Relais Fc ; Suca Foot 3 – 1 Maria Manjaka Fc ; Fomela Club 0 -0 Fcb

Araka izany dia fantatra ireo tarika efatra voalohany hanohy ny "Poule des As", dia ny ZANAKALA FC, FC B, FOMELA CLUB ary AKON’AMBATOMEN izay ho tanterahina ny alarobia 30 mey, zoma 01 jona ary ny alahady 03 jona ao amin’ny kianjan’Ampasambazaha avokoa. Mivarina any amin’ny Diviziona faharoa kosa ny roa farany dia ny AS JIRAMA sy ny M.M FC.

 

Voka-dalao omaly alarobia 30 mey 2018 :

 

Akon’Ambatomena    -   Zanakala Fc

Fcb    -    Fomela Club

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT