Sport

Rugby Analamanga Montsan’i Uscar sy Tfma ny Stade sy Matadore A


  • Alakamisy 31 Mey 2018

Na dia samy nitarika an’isa teo am-pialantsasatra avy aza ny Stade na Soe sy ny Matadore A nanoloana ny Uscar (19-11) sy ny Tfma (23-21)

 

dia nomontsanin’ireto farany tamin’ny isa 50-29 ry voalohany ary 50-29 ity faharoa teo amin’ny lalaon’ny sokajy D-1 elite I tamin’ny lalaom-piralahiana nokarakarain’ny ligin’Analamanga taraihan-dRavelojaona La Pie, izay notontosaina tetsy amin’ny Malacam Antanimena tamin’ny alahady 27 mey 2018 teo.

Ireo vokatra rehetra azo :

Sokajy D-2 : XV Sahabe 23 – 08 Antsahamamy

1/2-famaranana D-1 elite II : Ati 14 – 27 XV Wolks  ;  Fta 43 – 0 Fcm

1/2-famaranana D-1 elite I : Soe 29 – 50 Uscar  ;  Tfma 50 – 29 Matadore A

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT