Sport

Cosafa Cup 2018 Tafita amin’ny lalao manasa-dalana ny Barea


  • Alatsinainy 04 Jona 2018

Tafita amin’ny dingan’ny manasa-dalana amin’ny fifaninana Cosafa Cup 2018 ny Barea Malagasy rehefa nandavo nyBafana BafanaAfrika Atsimo tao amin’ny kianja Peter Mokaba Stadium tamin’nyTirs au but 4-3 omaly alahady 03 jona raha samy tsy nisy nitoko ny roa tonta teo amin’ny fotoana ara-dalàna.

 Vokatry ny 1/4-dalana tamin’ny 2 sy 3 jona :

 

Zambie (4) 0-0 (3) Namibie

Lesotho 1 - 0 Swaziland 

Madagascar (4) 0-0 (3) Afrique du Sud

Zimbabwe   -    Botswana

 

Fandaharan-dalao manasa-dalana 6 jona2018 :

 

18:00- Zambie # Madagascar (kianja Old Peter Mokaba)

20:30-Lesotho # Zimbabwe na Botsowana (kianja Old Peter Mokaba)

 

NtsoavinaEvariste

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT