- Talata 22 Mey 2018
Sport.Basikety Tompondakan’i Madagasikara Raikitra any Toamasina ny N1 B vehivavy sy U 20 zatovolahy
Raikitra any Toamasina nanomboka tamin’ny saobotsy 19 mey teo ka tsy hifarana raha tsy ny alahady faha-27 mey 2018 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja basikety baolina sokajy N1 B vehivavy sy sokajy U 20 zatovolahy. Ekipa 12 nosokajina ao anaty vondrona 2 ny eo amin’ny N1 B vehivavy.
Hamaky ny tohiny