Sport

Mondial Russie 2018 Dingan’ny fifanintsanana


  • Zoma 08 Jona 2018

Herinandro latsaka 1 andro katroka amin’ity andron’ny zoma 08 jona ity dia higadona ny fanombohan’ny lalao « Mondial Russie 2018 ».

Mba ahafahanao mandamina ny fandaharam-potoananao ary dia atolotry ny Tia Tanindrazana ho anao anio sy rahampitso ireo fandaharam-potoana rehetra amin’izany fifaninanana izany. Ny dingan’ny fifanintsanana rehetra aloha no hatolotra anio (mitovy ny ora Rosiana sy ny ora Malagasy) :

 

Alakamisy 14 jona
(17h00) Russie - Arabie Saoudite, any Moscou (Loujniki)

Zoma 15 jona
(14h00) Egypte - Uruguay, any Ekaterinbourg
(17h00) Maroc - Iran, any Saint-Petersbourg
(20h00) Portugal - Espagne, any Sotchi

Sabotsy 16 jona
(12h00) France - Australie, any Kazan
(15h00) Argentine - Islande, any Moscou (Spartak)
(18h00) Pérou - Danemark, any Saransk
(21h00) Croatie - Nigéria, any Kaliningrad

Alahady 17 jona
(14h00) Costa Rica - Serbie, any Samara
(17h00) Allemagne - Mexique, any Moscou (Loujniki)
(20h00) Brésil - Suisse, any Rostov sur le Don

Alatsinainy 18 jona
(14h00) Suède - Corée du Sud, any Nijni Novgorod
(17h00) Belgique - Panama, any Sotchi
(20h00) Tunisie - Angleterre, any Volgograd

Talata 19 jona
(14h00) Pologne - Sénégal, any Moscou (Spartak)
(17h00) Colombie - Japon, any Saransk
(20h00) Russie - Egypte, any Saint-Petersbourg

Alarobia 20 jona
(14h00) Portugal - Maroc, any Moscou (Loujniki)
(17h00) Uruguay - Arabie Saoudite, any Rostov-sur-le-Don
(20h00) Iran - Espagne, any Kazan

Alakamisy 21 jona
(14h00) France - Pérou, any Ekaterinbourg
(17h00) Danemark - Australie, any Samara
(20h00) Argentine - Croatie, any Nijni Novgorod

Zoma 22 jona
(14h00) Brésil - Costa Rica, any Saint-Petersbourg
(17h00) Nigéria - Islande, any Volgograd
(20h00) Serbie - Suisse, any Kaliningrad

Sabotsy 23 jona
(14h00) Belgique - Tunisie, any Moscou (Spartak)
(17h00) Allemagne - Suède, any Sotchi
(20h00) Corée du Sud - Mexique, any Rostov-sur-le-Don

Alahady 24 jona
(14h00) Angleterre - Panama, any Nijni Novgorod
(17h00) Japon - Sénégal, any Ekaterinbourg
(20h00) Pologne - Colombie, any Kazan

Alatsinainy 25 jona
(16h00) Arabie Saoudite - Egypte, any Volgograd
(16h00) Uruguay - Russie, any Samara
(20h00) Espagne - Maroc, any Kaliningrad
(20h00) Iran - Portugal, any Saransk

Talata 26 jona
(16h00) Danemark - France, any Moscou (Loujniki)
(16h00) Australie - Pérou, any Sotchi
(20h00) Nigéria - Argentine, any Saint-Petersbourg
(20h00) Islande - Croatie, any Rostov-sur-le-Don

Alarobia 27 jona
(16h00) Corée du Sud - Allemagne, any Kazan
(16h00) Mexique - Suède, any Ekaterinbourg
(20h00) Serbie - Brésil, any Moscou (Spartak)
(20h00) Suisse - Costa Rica, any Nijni Novgorod

Alakamisy 28 jona
(16h00) Japon - Pologne, any Volgograd
(16h00) Sénégal - Colombie, any Samara
(20h00) Angleterre - Belgique, any Kaliningrad
(20h00) Panama - Tunisie, any Saransk

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT