Sport

Basikety tompondaka nasionaly N 1 A vavy sy lahy Any Mahajanga ny dingana 1 manomboka anio


  • Zoma 08 Jona 2018

Ho tontosaina any Mahajanga, ao amin’ny “Complexe Sportif” Mahajanga sy ny kianja mitafon’i Mahajanga taloha manomboka anio zoma 8 jona ka hatramin’ny alahady 17 jona 2018 izao ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny taranja basikety baolina sokajy vehivavy sy lehilahy.

 

Ekipa lehilahy miisa 14 nozaraina ho vondrona 2 no handray anjara amin’ny fifaninana :

 

Vondrona A : Ascb Boeny, Gnbc Vaknà, Tmbb A/manga, Cosmos Diana, Mb2All A/manga, Sporting Diana (dissoute).

Vondrona B : Sbbc Ihosy, Ascut A/nanana, Cosfa A/manga, 2Bc Vaknà, As Victoire Boeny, Abbs Sava, Sebam Boeny.

Ekipa  12 nozaraina ho vondrona 2 ihany koa no handray anjara amin’ny sokajy vehivavy :

Vondrona A : Sbbc Boeny, Jea Vaknà, Tamifa A/mania, Asa A/manga, Crjs A/nanana (absente), Cbb Otiv A.goro (absente).

Vondrona B : Mb2All A/manga, Fandrefiala A/manga, Jsb Boeny, Bc Est A/ andrefana, Ascut A/nanana, Bcca A/mania (absente).

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT