- Zoma 15 Jona 2018
Sport.Fanokafana ny Mondial 2018 Ravan’ny Rosianina ny ady sahala nahazatra
Ravan’ny ekipa Rosianina omaly alakamisy 14 jona tao amin’ny kianja Loujniki ao Moscou ny ady sahala mahazatra amin’ny lalao fanokafana ny Mondial hatrizay fa nomontsaniny tamin’ny isa navesatra 5-0 ny ekipan’i Arabie Saoudite.
Hamaky ny tohiny