Sport

Cosafa Cup 2018 I Zambie sy Zimbabwe no hanao famaranana


  • Zoma 08 Jona 2018

I Zambie nandresy an’i Madagasikara 1-0 teo amin’ny 1/2-dalana notontosaina tany Afrika Atsimo tamin'ny alarobia 06 jona sy Zimbabwe nandresy an’i Lesotho 1-0

 

ihany koa tao anatin’ny fanalavam-potoana no hiatrika ny lalao famaranana ny fifaninanana Cosafa Cup 2018 ao amin’ny kianja New Peter Mokaba rahampitso sabotsy 09 jona amin’ny 16:00 Malagasy. I Madagasikara sy Lesotho kosa no hiady ny laharana faha-3 ao amin’ity kianja ity ihany  anio zoma 08 jona amin’ny  20:30 alina Malagasy.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT