« Smatch-In version XXL 2018 » Miditra amin’ny 1

4-dalana anio zoma


  • Zoma 08 Jona 2018

Taorian’ireo lalao 1/8-ndalana notontosaina omaly alakamisy 07 jona tetsy amin’ny “Grand palais” sy “Petit palais” ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena

 

Mahamasina dia hiditra eo amin’ny 1/4-dalana anio zoma 08 jona 2018 ny fifaninanana basikety “Smatch-In version XXL 2018” izay nanomboka tamin’ny sabotsy 02 jona 2018 teo. Marihana fa nisy ireo ekipa tsy nahazo niatrika ny 1/8-ndalana satria “fofait” fa  nampilalao mpianatra tsy manana « bacc » na  nampilalao mpianatra licencié efa nihoatra ny  20 taona  na  nahitana licencié N1A na N1B.

 

Vokatry ny 1/8-ndalana natao omaly :
Agro 55 – 52 Ucm (D) ; Mbs 100 – 94 Inth (H) ; Esd 79 – 82 Iscam (F) ; Itu 77 – 87 Esmia (F) ; Aceem 60 – 77 Degs (D) ; Ispm 74 – 69 Inscae (B) ; Enam – Ist (B) ; Medecine  50 – 71 Espa (H).

Fandaharan-dalao 1/4-dalana anio zoma 08 jona :

Vehivavy :  08:00-Cntmad # Imgam   ;  09:45-Essca # Lettre (petit palais)  ; Degs # Ift  ;  11:30-St Michel # Ispm (petit palais)

Lehilahy : 11:30-Mbs # Esmia  ;  13:15-Ispm # Degs  ;  15:00-Espa # Iscam  ;  16:45-Agro # Eneam

 

Ntsoavina Evariste

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT