Sport

Rugby faha-35 taonan’ny 3FAI Raikitra ny famaranana fiadiana omby mifahy sy volabe


  • Alakamisy 07 Jona 2018

Hotanterahina amin’ny alahady 10 jona 2018 ho avy izao etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ireo lalao famaranana rugby à XV tafiditra amin’ny fankalazan’ny klioba 3FAI Ambalavao Isotry ny faha-35 taonany izay tokony ho notanterahina tamin’ny alahady 03 jona teo.

Ireo fandaharan-dalao :

Famaranana D-1 Elite II ady omby mifahy ala vela

10:00-Fbm Bemasoandro # Ftat Anosibe

Ady vola 3 tapitrisa ariary sy 2 tapitrisa ariary

12:00-Tam Anosibe # Usa Ankadifotsy (D-1 Elite I)

Famaranana lehibe D-1 Elite I ady volabe 4 tapitrisa ariary

13:30-Tfma Ankasina # Uscar Fivondronana

15:00-Tfa Anatihazo # Ftm Manjakaray

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT