- Zoma 13 Aprily 2018
Sport.Fosa Juniors Boeny Vonona ny handavo ny Aduana Stars Ghana any Mahajanga
Ny alarobia 11 aprily 2018 teo no tafaverina any Mahajanga ny ekipan’ny Fosa Juniors Boeny avy niatrika ny lalao mandroson’ny 1/16-ndalana Bis tamin’ny ekipan’ny Aduana Sports tany Ghana tamin’ny alahady 8 aprily lasa teo ka nigoka fandresena 6-1 be izao.
Hamaky ny tohiny