Sport

Famaranana Basket N 1 A vavy sy lahy 2018 Ny Sbbc Boeny sy Ascut Atsinanana no tafavoaka


  • Alatsinainy 18 Jona 2018

Nifarana omaly alahady 17 jona tany Mahajanga ny dingana 1 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 taranja basikety baolina sokajy N 1 A.

 

Tafavoaka ho tompondakan’ity dingana 1 ity ny Sbbc Boeny nandavo ny Mb2All 69-64 sokajy vehivavy ary ny Ascut Atsinanana nandresy ny Gnbc Vakinankaratra 90-74. Nitana ny laharana faha-3 teo amin’ny lehilahy ny Cosmos DIANA nandresy ny Cosfa Analamanga 105-76. Teo amin’ny sokajy vehivavy kosa dia ny Ascut Atsinanana nandavo ny Tamifa Amoron’i Mania 63-47 no nitana io laharana faha-3 io.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT