Sport

Ireo kianja handray ny Mondial 2018 (tohiny)


  • Sabotsy 16 Jona 2018

Ny kianja faha-12 farany handray ny Mondial any Rosia no hatolotra anao eto amin’ity pejy ity anio .


Kianja Cosmos Arena (Samara)

Nanomboka tamin’ny taona 2014 no nanorenana an’ity kianja Cosmos any an-tanànan’i Samara ity ka mahazaka mpijery miisa 45.000.  Lalao 6 ihany koa no horaisiny dia ny fihaonan’i  Costa-Rica sy Serbie, Danemark sy Australie, Uruguay sy Russie ary Sénégal  sy Colombie ary koa lalao 1/8-ndalana iray sy 1/4-dalana iray.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT