- Alatsinainy 04 Jona 2018
Sport.Cosafa Cup 2018 Tafita amin’ny lalao manasa-dalana ny Barea
Tafita amin’ny dingan’ny manasa-dalana amin’ny fifaninana Cosafa Cup 2018 ny Barea Malagasy rehefa nandavo nyBafana BafanaAfrika Atsimo tao amin’ny kianja Peter Mokaba Stadium tamin’nyTirs au but 4-3 omaly alahady 03 jona raha samy tsy nisy nitoko ny roa tonta teo amin’ny fotoana ara-dalàna.
Hamaky ny tohiny