- Alakamisy 31 Mey 2018
Sport.Rugby Analamanga Montsan’i Uscar sy Tfma ny Stade sy Matadore A
Na dia samy nitarika an’isa teo am-pialantsasatra avy aza ny Stade na Soe sy ny Matadore A nanoloana ny Uscar (19-11) sy ny Tfma (23-21)
Hamaky ny tohinyNa dia samy nitarika an’isa teo am-pialantsasatra avy aza ny Stade na Soe sy ny Matadore A nanoloana ny Uscar (19-11) sy ny Tfma (23-21)
Hamaky ny tohinyTaorian’ireo lalao notanterahina tamin’ny sabotsy teo tetsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina dia fantatra avokoa ireo ekipa isaky ny sokajy tafita avy amin’ny Zone 1 hiatrika amin’ny dingan’ny famaranana hotontosaina amin’ny 16 jona izao ao amin’ny Kolejy St Michel Amparibe.
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy 26 mey 2018 teo teny amin’ny kianja sentetika Andohalo ny fifaninana kitra lalaovin’olona 6 ny “Orange Kitra Inter-Institut” na ny baolina kitra nifaninanan’ireo sekoly ambony eto an-drenivohitra niisa 19.
Hamaky ny tohinyNandritra ny 3 andro, ny zoma 25 sy sabotsy 26 ary alahady 27 mey tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina no nanatanterahana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 eo amin’ny taranja Savate Boxe Française nokarakarain’ny FMSBF & DA na Federation Malagasy de Savate Boxe Française & Discipline Associée tarihan’ny filohany,
Hamaky ny tohinyOmaly alahady 27 mey 2018 tao amin’ny kianja Old Peter Mokaba Stadium any Afrika Atsimo no niatrehan’ny Barean’i Madagasikara ny lalao voalohany nandraisany anjara amin’ilay hetsika Cosafa Cup 2018.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly alahady 27 mey raha nanomboka ny zoma lasa teo ny fifaninanana mamily fiarakodia “Rallye Motul” andiany voalohany,Nirefy 251,52 km ary nahitana dingana manokana miisa 11 mirefy 112,90 km izy ity , nolalovan’ireo mpifaninana 35 teo am-piaingana ny teny Ambohimanambola,
Hamaky ny tohiny