Telma coupe de Madagascar 2018 Anio sabotsy sy rahampitso alahady ny 1

32-ndalana


  • Sabotsy 16 Jona 2018

Ankoatra ireo lalao 4 ho tontosaina any amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga (Kintan’i Boeny # Asmj Sofia ; Cnaps Sport Itasy # Kintan’i Boeny Boeny) sy ny kianja sentetikan’i Carion (Five Fc A/manga #As Fanalamanga A/Mangoro ;

 

Espoir Tanambe A/Mangoro # Fosa Junior A/Manga) anio sabotsy 16 jona 2018 dia rahampitso alahady 17 jona avokoa no hanatanterahana ireo lalao miisa 26 hafa tafiditra amin’ny 1/32-ndalan’ny fifanintsanana Telma Coupe de Madagascar 2018 ka hiezahana handrombahana ny amboara eny am-pelatanan’ny ekipan’ny Fosa Junior Boeny ankehitriny. Ahitana lalao avokoa ohatra etsy amin’ny kianja Mahamasina Antananarivo, kianja Rasolonjatovo Ambatondrazaka, kisanja Ankorombe Ambositra, kianja monisipalin’Amparafaravola, kianja Velodrôme Antsirabe, kianja Ampasambazaha Fianarantsoa, kianja monisipalin’Ihosy, kianja Rabemananjara Mahajanga, kianja monisipaly Manakara, kianja monisipaly Miarinarivo, kianja Ambodivoanio Nosy be, kianja monisipaly Port Berger, kianja monisipaly Toamasina,kianja Maninday Toliara, kianja monisipalyTsiroanomandidy.

 

Ntsoavina Evariste

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT