Sport

Mondial 2018 J Montsan’i Angleterre 6-1 i Panama


  • Alatsinainy 25 Jona 2018

Tamin’ireo lalaon’ny faran’ny herinandro teo dia nisongadina indrindra ny nanamontsanan’ny Anglisy 6-1 an’i Panama ka baolina matin’i Kane avokoa ny 3 tamin’ireo.

Teo koa ny nanamontsanan’i Belgique an’i Tunisie 5-2.  Nisongadina koa ny fahasahiranan’i Allemagne tompondaka farany nanoloana an’i Suède fa efa tany amin’ny minitra 90 + 5  vao nahatafiditra ny baolina faha-2 nandreseny an’ity farany. Sahirana  koa omaly i Japon omaly  vao nahasahala ny isa ho 2-2 nanoloana an’i Sénégal na dia nanindry mafy aza.

Voka-dalao sabotsy 23 sy alahady 24 jona :
Belgique 5 – 2 Tunisie ; Allemagne 2 – 1 Suède ; Corée du Sud  1 – 2 Mexique ; Angleterre 6 – 1 Panama ; Japon 2  – 2 Sénégal ; Pologne 0 –3 Colombie.

Fandaharan-dalao : Alatsinainy 25 jona

17h00 : Arabie Saoudite - Egypte, any Volgograd (A)

17h00 : Uruguay - Russie, any Samara (A)

21h00 : Espagne - Maroc, any Kaliningrad  (B)

21h00 : Iran - Portugal, any Saransk (B)

Fandaharan-dalao : Talata 26 jona

17h00 : Danemark - France, any Loujniki Moscou (C)

17h00 : Australie - Pérou, any Sotchi (C)

21h00 : Nigéria - Argentine, any Saint-Petersbourg  (D)

21h00 : Islande - Croatie, any Rostov-sur-le-Don (D)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT