- Alakamisy 28 Jona 2018
Sport.Mondial 2018 Raraka i Alemana, tafakatra i Brezila
Votsotra teo am-pelatanan’ny Mannschaft Alemana ny amboara eran-tany azony 4 taona lasa izay satria resin’i Korea Atsimo 2-0 be izao ry zareo
Hamaky ny tohinyVotsotra teo am-pelatanan’ny Mannschaft Alemana ny amboara eran-tany azony 4 taona lasa izay satria resin’i Korea Atsimo 2-0 be izao ry zareo
Hamaky ny tohinyNiraradraraka ny baolina maty tany Mahajanga teo amin’ny andro faha-3 amin’ny dingana voalohan’ny Thb Champion’s League Malagasy. Ny Cnaps Sport Itasy 7 – 0 Jaolahin’i Iharana SAVA ; Fc Metal DIANA 7 – 0 Fc Maeva Betsiboka ; Fosa Juniors Boeny 6 – 0 Tam Port Berger Sofia.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy 30 jolay ho avy izao no hiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra any Rosia ka hanokatra izany ny fihaonan’i Frantsa sy Argentine.
Hamaky ny tohinyRivo sy Ando na Randrianarivony Rivo sy Randrianarivony Ando nitondra ny fiara Sibaru Impreza n° 6 “classe R 4”
Hamaky ny tohinyTsy tonga ny ekipa Seychellois (Forfait) tokony hifanandrina amin’ny ekipa Malagasy tamin’ny “AFROBASKET U18 MEN 5x5” teny Ankatso amin’ny fifanintsanana aty amin’ny “Zone 7”.
Hamaky ny tohinyNahazoam-bokatra indray ny andro faha-2 eo amin’ny dingana I ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra Malagasy na ny Thb Champion’s League Malagasy.
Hamaky ny tohiny